Mahajanga : Ankizikely nokasaina hamidy telo miliara ariary
Nokasaina haondrana any ampitan-dranomasina ity ankizivavikely 12 taona ity ary efa nisy mihitsy ny olona vonona hividy azy. Saingy angamba tsy raikitra ka nitadiavan’ireo mpangalatra azy mpividy teto an-toerana. Ny andron’ny alatsinainy teo dia vehivavy roa voalaza fa mpangala-jaza no tra-tehaky ny polisy teny Amborovy Mahajanga, taorian’ny vela-pandrika natao azy roa vavy. Araka ny fampitam-baovao … L’article Mahajanga : Ankizikely nokasaina hamidy telo miliara ariary est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.