Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Mpivady misoloky : Dosie 13 no nentina fampanoavana

Nanomboka maraina ny fihainoana ary mbola nitohy hatramin’ny hariva nanoratana. Dosie 13, izany hoe mpitory 13 no nampiakatra ny raharaha teny amin’ny polisin’ny Sûreté Urbaine de Tanà (SUT) ka nanokafan’ireo fanadihadiana avy eo. Rehefa nikatona izany dia natolotra ny fampanoavana ary niakatra mpitsara mpanao famotorana. Nentina teny Anosy omaly araka izany ireo mpivady voarohirohy tamin’ny … L’article Mpivady misoloky : Dosie 13 no nentina fampanoavana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.