Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Tsiafahy : Vaky fasana, very avokoa ny taolan’ireo razana ankoatry ny karandoha

Ireo fianakaviana handeha handevina no nahatsikaritra fa efa nivoha sahady ny fasana. Rehefa nojerena akaiky ny tao anatiny dia hita fa very avokoa ny taolam-balon’ireo razana miisa sivy tao. Miverina indray ny halatra taolam-paty. Ny andron’ny alatsinainy, tao anatin’ny andro nahatsiarovana ireo efa maty mihitsy, no nitrangana vaky fasana tao amin’ny kaominina Tsiafahy. Fasana iray … L’article Tsiafahy : Vaky fasana, very avokoa ny taolan’ireo razana ankoatry ny karandoha est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.