Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Infinity Team : Mpiasa 11 voalaza fa efa naiditra am-ponja

Manao antso avo amin’ny fitondram-panjakana ireo mpivarotra ao amin’ny “Infinity Team”, manoloana ny fanenjehana ara-pitsarana mahazo ny sasany amin’izy ireo. Araka ny fanazavan’ireo mpiasa, olona 11 no efa naiditra am-ponja ao Marofoto, raha mbola misy hafa ihany koa voalaza fa nosamborina sy iharan’ny fandrahonana. Manodidina ny 7 000 ny isan’ireo olona milaza fa miantsehatra amin’ity asa … L’article Infinity Team : Mpiasa 11 voalaza fa efa naiditra am-ponja est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.