RN7 : Taxi-brousse voatafika, lasa ny vola, mpandeha iray naratra
Tsy nanaiky mora foana ny hisintomana ny kitapo teny aminy ity mpandeha iray ka avy hatrany dia noleran’ireo olon-dratsy ny antsy ary naratra mafy. Miverina indray ny lazan’Ambatofitorahana sy ny fanakan-dalana amin’iny lalam-pirenena fahafito iny? Omaly vao mangiran-dratsy, taxibrousse iray avy aty an-drenivohitra hihazo an’i Toliara no niharan’ny fanafihana, tamin’iny lalam-pirenena fahafito iny, teo amin’ny … L’article RN7 : Taxi-brousse voatafika, lasa ny vola, mpandeha iray naratra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.