Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Orinasa Enelec sy ny Jirama : Horaisin’ny Jirama an-tanana ny fitantanana ny toby famokarana herinaratra

Mila sahy ny mpitondra Malagasy manao izao hetsika ho fitantanana toby famokarana herinaratra toy izao, raha mahita fa manaotao foana ireo teratany vahiny mpitantanana izany hatramin’izay. Samy nankasitraka izao fepetra noraisin’ny fanjakana Malagasy amin’ny fanaovana « réquisition » ny orinasa « Enelec » eto Toamasina, ao anatin’ny vondrona Filatex ; vokatry ny didim-panjakana laharana 2026-2432 … L’article Orinasa Enelec sy ny Jirama : Horaisin’ny Jirama an-tanana ny fitantanana ny toby famokarana herinaratra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.