Bemokotra-Maevatanàna : Zandary iray hita faty tao an-tranony, ahiana ho nitifi-tena
Ny marainan’ny zoma teo, zandary iray no hita faty tao amin’ny trano fonenany, taorian’ny nahenoana feom-basy tao amin’ilay toby. Tokony ho tamin’ny 6 ora sy 40 minitra maraina no nahenoana poa-basy avy tao amin’ny tranon’ilay zandary. Niezaka niantso azy tamin’ny finday ny lehiben’ny toby, saingy tsy nahazo valiny. Noho izany dia nampiantsoina ny lehiben’ny fokontany … L’article Bemokotra-Maevatanàna : Zandary iray hita faty tao an-tranony, ahiana ho nitifi-tena est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.