Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Mandritsara Sofia : Lehilahy iray no maty voatifitry ny miaramila noho ny resaka vola 500 Ariary

Hatairana ny an’ireo olona manodidina ny tanànan’i Morafeno, fokotany Lampibe, kaominina ambanivohitra Marotandrano, any amin’ny distrikan’i Mandritsara, faritra Sofia, raha naheno ny poa-basy nirefotra nataon’ny miaramila iray mitondra galona » Adjudant chef, » izay voamarina ho mpiambina minisitra. Raha ny fampitam-baovao voaray, dia namono nitifitra lehilahy iray tokon’ny 30 taona eo ity mpitandro ny filaminana … L’article Mandritsara Sofia : Lehilahy iray no maty voatifitry ny miaramila noho ny resaka vola 500 Ariary est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.