Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Fisolokiana avo lenta : Tambajotra mpanao sy mpamatsy taratasy hosoka ravan’ny polisy

Nentin’ireo olon-dratsy hahazoana findramam-bola ireto antontan-taratasy hosoka ireto. Soa fa mailo ilay orinasa ka nametraka fitoriana haingana. Dimy mianadahy izy ireo no voasambotra teto an-drenivohitra araka ny fampahafantarana nataon’ny polisy. Izy ireo izay ahiahiana ho anatin’ny tambajotra mpanao hosoka taratasim-panjakana. Araka ny fantatra, ny voalohandohan’ny volana oktobra lasa teo dia nisy mpivady nametraka taratasy fampindramam-bola … L’article Fisolokiana avo lenta : Tambajotra mpanao sy mpamatsy taratasy hosoka ravan’ny polisy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.