Andranobevava : Moto roa nifandona, nifatratra tany amin’ny fiara, olona roa voa mafy
Nitrangan’ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray tetsy amin’ny Marais Masay, alohan’ny hiditra ny rond point Andranobevava iny, omaly hariva, tokony ho tamin’ny efatra ora tany ho any. Moto anankiroa no nifandona tao, avy nifatratra teny amin’ny fiara iray miray dia amin’izy ireo. Araka ny filazan’ireo nahita dia nandeha mafy ireto kodiaran-droa ireto, saingy tsy nahatsikritra fa nisy … L’article Andranobevava : Moto roa nifandona, nifatratra tany amin’ny fiara, olona roa voa mafy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.