Atsimondrano : Nodorana ilay fivarotana rehefa avy notafihana
Olona no nasaina niambina ilay toeram-pivarotana raha namonjy fanasàna ny tena tompon’ny tsena. Tao anatin’izany indrindra anefa no nitranga ny loza rehefa nandalo ny jiolahy ary nanafika. Mpianaka, izany hoe raim-pianakaviana iray sy ny zanany kely no niambina ny toerana tamin’io fotoana io. Tafiditra tao an-trano ny jiolahy ary nandroba. Nahavita niantso vonjy ilay rangahy … L’article Atsimondrano : Nodorana ilay fivarotana rehefa avy notafihana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.