Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Betsiboka : Notolorana môtô ilay zandary voatafika

Rehefa may Kila forehatra nandritra ny fanafihan-jiolahy ny kodiaran-droa an’ilay Zandary tao Ambohabengy, dia notolorana vaovao. Teny amin’ny toeram-pamoriana sy fanaovana tatitra na ( Terrain de rapport ) eo akaikin’ny biraon’ny vondron-tobim-pileovan’ny Zandarimariam-pirenena Betsiboka no natolotra am-pahibemaso, an’ilay mpitandro ny filaminana iray ny kodiaran-droa vaoavao, izay fanomezana avy amin’ny Minisitra délégué misahana ny Zandarimariam-pirenena. Natao … L’article Betsiboka : Notolorana môtô ilay zandary voatafika est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.