Anosibe : Fanafihana mitam-piadiana, jiolahy iray voasambotry ny polisy
Ao anatin’ny ezaka amin’ny ady amin’ny asan-jiolahy isan-karazany sy ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina ny eo anivon’ny polisim-pirenena amin’izao. Raha ny teto amin’ny faritra Analamanga manokana dia nisy ny vokatra ary azo lazaina fa mahavelom-panantenana ny hetsika ataon’ireo mpitandro filaminana. Raha tsy hiresaka afa-tsy iny faritra Anosibe sy ny manodidina iny, izay isan’ireo faritra mena midorehitra amin’ny … L’article Anosibe : Fanafihana mitam-piadiana, jiolahy iray voasambotry ny polisy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.