Fahasalamana – «Hanangana ny rava» : Mientana amin’ny fanarenana ny tontolon’ny fitsaboana ny dokotera kristianina
Notanterahina teto Antsirabe, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny fivoriambe voalohany nataon’ny Fikambanan’ny Dokotera sy dentiste Kristianina eto Madagasikara, fantatra amin’ny anarana hoe Fikambanana Lioka Madagasikara. « Hanangana ny rava » no lohahevitra nosafidiana nandritra izany, ho fanehoana ny finiavana handray anjara amin’ny fanarenana ny tontolon’ny fitsaboana eto amin’ny firenena. Araka ny fanazavan’ny Dr Sahondra … L’article Fahasalamana – «Hanangana ny rava» : Mientana amin’ny fanarenana ny tontolon’ny fitsaboana ny dokotera kristianina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.