Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Berivotra 5/5-Betsiboka : Mbola misy hatrany ny tsindry sy ny kolikoly hoy ny filoha rezionalin’ny FFM

Diabe niainga avy eo amin’ny kianjan’ny » Balisa » namakiavaky ny tanàna no nentina nanombohana ny lanonana nokarakarain’ny FFM, tao amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra Berivotra 5/5, distrikan’i Maevatanàna ny marainan’ny Zoma 06 Novambra 2026 teo. Taorian’izay, dia niroso tamin’ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny birao sy ireo mpikambana mandrafitra ny FFM, any amin’ny tanàna … L’article Berivotra 5/5-Betsiboka : Mbola misy hatrany ny tsindry sy ny kolikoly hoy ny filoha rezionalin’ny FFM est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.