Maevatanàna : Hanafatra » Machine de Forage d’eau » ny lehiben’ny faritra Betsiboka
Noho ny olan’ny famatsian-drano tsy mety manam-pahavitana nandritra ny taona maro teto Maevatanàna an-tapon-tanàna, dia nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety, tao amin’ny birao fiasany ny lehiben’ny faritra Betsiboka, Andriamatoa Tombozara. Isan’ireo vahaolana maharitra noresahin’ity tomponandraikitra iray voalaza etsy aloha ity ny paikady amin’ny fanafarana milina moderina fanaovana lavan-drano na » Machine de Forage d’eau … L’article Maevatanàna : Hanafatra » Machine de Forage d’eau » ny lehiben’ny faritra Betsiboka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.