Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Tapatapany

#- Haintrano teny Itaosy nandratrana olona telo Tranombarotra lehibe, mpivarotra gaz sy fitaovana fanaovan-trano no nirehitra omaly hariva tetsy Itaosy, tsy lavitry ny siniben-drano Ambohidrapeto. Nifandimby nipoaka ireo « gaz » namidin’izany fivarotana izany, ary niredareda ny afo. Tsy ela dia nahazo fivarotan-kazo teo ankilany indray ny afo. Niezaka namonjy tamin’ny famonoana afo moa ny mponina ary … L’article Tapatapany est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.