Anosizato : Adolantsento hita faty, nifatotra tànana
Taitra ny olona izay nandalo maraina teo amin’ny alan’akondro tetsy Anosizato Andrefana. Tovovavy iray no hita faty ary nifatotra tànana. Ny alatsinainy teo, tokony ho tamin’ny folo ora sy sasany no nahitàna an’izany. Nantsoina ny manam-pahefana mba hijery ifotony ary samy nanao ny tatitra tany amin’ny lehibeny. Tonga koa ny « légiste » na ny … L’article Anosizato : Adolantsento hita faty, nifatotra tànana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.