Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Toamasina : Vola sandoka mitentina 600 tapitrisa Ariary, saron’ny pôlisy

Manahy ny mponina ao an-drenivohitr’i Betsimisaraka ao sao efa tena niparitaka loatra ity vola sandoka ity … Omaly mantsy, saron’ny pôlisy avy ao amin’ny sampandraharaham-paritra misahana ny fandikan-dalàna ara-toekarena ny vehivavy iray, izay voalaza fa mpanamboatra vola sandoka. Tratra tany aminy rahateo ny ravim-bola roa alina Ariary hosoka, telo alina isa tany ho any, izay … L’article Toamasina : Vola sandoka mitentina 600 tapitrisa Ariary, saron’ny pôlisy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.