Ambodinisotry : Mpianatry ny EPP nofatorana « menottes », raikitra ny grevy
Nilanja sora-baventy omaly ny ray aman-dreny marobe. Izany dia mahakasika ny zava-nisy izay nampahaleho azy ireo satria nanjo ny mpianatra. Ny volana mey lasa teo no nitranga izany, nofatoran’ny tompon’andraikitry ny sekoly ambaratonga fototra (EPP) Ambodinisotry tamin’ny rojovy ny mpianatra telo, raha araka ny fitantaran’ireo mpanao fihetsiketsehana ihany. Izany dia taorian’ny fisian’ny vola very teo anivon’ilay … L’article Ambodinisotry : Mpianatry ny EPP nofatorana « menottes », raikitra ny grevy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.