Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Imerintsiatosika : Tsy ampy taona tra-tehaka namaky « bar »

16 taona ny iray ary 19 taona ny namany. Izy roa lahy ireo no voarohirohy ho namaky tsena fivarotana zava-pisotro tao Tsenakely Imerintsiatosika ny andron’ny talata lasa teo. « Bar » iray ary sady misy filalaovana irony milina filokàna irony no niharan’ny asan-jiolahy ny alin’ny talata lasa teo tao Imerintsiatosika. Novakian’ireo olon-dratsy ny trano ary nidina an-keriny … L’article Imerintsiatosika : Tsy ampy taona tra-tehaka namaky « bar » est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.