Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Raharaha vola sandoka teto Toamasina : Mpandraharaha ara-bokatra iray nosamborin’ny mpitandro filaminana

Taorian’ny nahatrarana ilay vehivavy 39 taona tratra nanao vola sandoka 20.000 ariary nahatratra 600 tapitra ariary teto Toamasina tao akaikin’ny Lycée II Toamasina suburbaine, dia nitatra ny fisamborana noho ny fahazoam-baovaon’ny polisy eto Toamasina, ka mpandraharaha ara-bokatra iray (produits locaux) indray nosamborina ny 12 novambra teo. Voalazan’ireo efa nosamborina sy efa niakatra fitsarana, fa voatontontonona … L’article Raharaha vola sandoka teto Toamasina : Mpandraharaha ara-bokatra iray nosamborin’ny mpitandro filaminana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.