Oniversiten’i Barikadimy Toamasina : Nitsidika ny fanavaozana natao ny solon-tenan’ny banky iraisam-pirenena
Ny fiandohan’ny herinandro teo dia tao amin’ny oniversiten’i Toamasina Barikadimy ny filoha lefitry ny banky iraisam-pirenena misahana ny lalana sy ny etika Rtoa Lisea Rosen, niaraka tamin’ny solontena maharitra eto Madagasikara Atoa Atou Seck, niaraka tamin’ny delegasionin’ny FID sy ny mpandrindram-paritra amin’ny fanarenana ny tananan’i Toamasina taorian’ny rivodoza Gezani. Isan’ny notsidihan’izy ireo satria isany nahazo … L’article Oniversiten’i Barikadimy Toamasina : Nitsidika ny fanavaozana natao ny solon-tenan’ny banky iraisam-pirenena est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.