Zaza varira : Nisy nanolana ary bevohoka
Tojo olana tanteraka ilay zaza manana toe-tena varira. Mazava hoazy fa mbola tsy ampy taona izy amin’ny maha-zaza azy. Nisy nanolana anefa izy io tany amin’ny volana may tany ho any. Ankehitriny dia mitondra vohoka ilay olona kanefa ilay mpanolana koa dia efa niditra am-ponja, ny ray aman-dreny sy ny fianakaviana sahirana ara-pivelomana. Ny hany … L’article Zaza varira : Nisy nanolana ary bevohoka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.