Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Lalam-baovao Ambohitrimanjaka : Mpangalatra « batterie »n’ireo andrin-jiro voasambotra

Teo am-pamakiana ireo « beton » aron’izany vatoaratra izany mihitsy izy efa-dahy no tra-tehaky ny zandary. Vatoaratra izay mamelona ireo jiro manazava an’iny lalam-baovao mampitohy an’Ambohitrimanjaka mihazo an’Andranotapahina iny. Raha ny toe-tsain’ny olona sasany mihitsy dia mbola ho ela vao hisitraka zavatra tsara ny mponina. Na dia eo aza mantsy ny fanatsaràna, ny sasany tsy … L’article Lalam-baovao Ambohitrimanjaka : Mpangalatra « batterie »n’ireo andrin-jiro voasambotra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.