Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Taom-piotazana lodisia 2026 : Hosokafana ny 19 novambra  amin’ny 6ora hariva

Tapaka teo amin’ny faritra roa dia Atsinanana sy Analanjirofo, fa ny alakamisy 19 novambra amin’ny 6ora hariva ny taom-piotazana lodisia amin’ity taona ity. Efa misokatra vokatra izany ny fisian’ny « guichet unique » hanamorana ny fikarakarana ireo antontan-taratasy ara-ketra mikasika ity fiariana lodisia ity ho an’ny faritra roa tonta. Nihaona sy nivory mikasika izany ny mpanondrana lodsia … L’article Taom-piotazana lodisia 2026 : Hosokafana ny 19 novambra amin’ny 6ora hariva est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.