Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

RN1bis : Moto nifaoka mpandeha an-tongotra, olona roa namoy ny ainy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tamin’iny lalam-pirenena voalohany iny teo amin’ny toerana antsoina hoe Ankadimpilo, fokontany Ambohimarina, kaominina Tsinjoarivo Imanga ny andron’ny alahady teo. Vokany aina roa be izao no nafoy ary olona roa hafa naratra mafy. Tokony ho tamin’ny dimy ora hariva mahery kely tany ho any no niseho ny loza, araka ny fampitam-baovao azo. Tamin’io … L’article RN1bis : Moto nifaoka mpandeha an-tongotra, olona roa namoy ny ainy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.