Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Oniversite sampana Vatomandry : Misy manakana ilay trano hamboarina ho an’ireo mpanabe mamita hiraka

Mitaraina ireo mpianatra manaraka ny fampianarana eo anivon’ny sampana ny oniversite Toamasina ao Vatomandry ankehitriny, satria tapa-bolana aty aorian’ny fametrahana ny vatofototra amin’ny fanamboarana trano ho an’ireo mpanabe mamita hiraka noho fanabeazana atao amin’ireo tanora, dia misy manakana izany ankehitriny. Raha ny vaovao voaray izay nampitokona ireo mpianatra tao Vatomandry mihintsy ny zava-misy, dia izany … L’article Oniversite sampana Vatomandry : Misy manakana ilay trano hamboarina ho an’ireo mpanabe mamita hiraka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.