Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Itaosy : Taxi-moto nandratra ny olona nentiny

Tovolahy iray, mpanao taxi-moto eny amin’iny faritra Bemasoandro Itaosy iny no voatery nosamborin’ny zandary noho ny fitsoahana lozam-pifamoivoizana sy ny fandratrana olona, ny voalohan’ny herinandro. Raha ny vaovao nampitain’ny zandary, telo andro talohan’ny nisamborana azy io dia nanao lozam-pifamoivoizana ingahy ary nandratra ireo mpandeha taminy vokatr’izay : ankizivavy kely sy ny renibeny. Tamin’io fotoana io mantsy … L’article Itaosy : Taxi-moto nandratra ny olona nentiny est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.