Matin’ny lozam-pifamoivoizana : Mbola misy tsy fantatry ny fianakaviany
Andro iray toarian’ny lozam-pifamoivoizana tao Antsohihy dia fantatra fa mbola misy razana tsy nisy naka. Fantatra ny momba azy noho ny fanamarinana tao anaty rezisitry ny mpandeha. Fantatra koa ny tany niaviany rehefa hita tao am-paosiny ny tapakila. Saingy azo heverina ho tsy fantatry ny fianakaviany kosa fa isan’ny namoy ny ainy tao anaty lozam-pifamoivoizana … L’article Matin’ny lozam-pifamoivoizana : Mbola misy tsy fantatry ny fianakaviany est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.