Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Alasora : Roa lahy mpisoloky sy mpaka an-keriny, voasambotry ny pôlisy

Fisandohana, fisolokiana, fakàna an-keriny olona … maromaro ihany ny vesatra hanenjehana azy roa lahy ireto. Izy ireo, izay voasambotry ny pôlisy ny andron’ny talata lasa teo teny Androndrakely. Resaka fisolokiana amina fividianana biby fiompy no tena angadin’izy ireo ary efa maromaro ihany ireo lasibatra, hoy hatrany ny vaovao. Ny alatsinainy lasa teo, omby iray no … L’article Alasora : Roa lahy mpisoloky sy mpaka an-keriny, voasambotry ny pôlisy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.