Kamiao mpitatitra tany : Lasa mitoby etsy Imerinkasinina indray
Mivezivezy ary mitoby etsy amin’ny sampanan-dàlana etsy Imerinkasinina indray ireo kamiao lehibe matetika miloko mavo izay mpitatitra tany ilaina amin’ny fanotorana. Hatreto tsy mazava tanteraka satria nisy fotoana izy ireny nogiazana avokoa izay tratra nitatitra tany. Izao indray miverina mivezivezy etsy sy eroa ary na atoandro aza. Misy ihany ny soratra asa maika ary misy … L’article Kamiao mpitatitra tany : Lasa mitoby etsy Imerinkasinina indray est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.