Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Manjakandriana : Trano telo notetezin’ny varatra

Tao anatin’ny oram-be no nisesy koa ny filatsahan’ny varatra tao Ambohitrolomahitsy, ny alarobia hariva teo. Trano miisa telo tao an-toerana no notetezin’ny varatra ary tena nirehitra tanteraka ny iray tamin’izany. Tsy vitan’izay aza fa mbola nandratra koa ny olona izay tao anatin’io trano io. Renim-pianakaviana iray no torana tsy nahatsiaro tena taorian’ny nilatsahan’ny varatra. Mba … L’article Manjakandriana : Trano telo notetezin’ny varatra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.