RN12 : Taxi-brousse nivadika
Manohy tohivakana ny lozam-pifamoivoizana eny amin’ny lalam-pirenena tato ho ato. Teny amin’ny RN12 dia nisy taxi-brousse izay nivadika teny an-dàlana. Raha ny fanazavana dia nisy olana ara-teknika io fiara io ary niteraka ny loza. Avy any Marofarihy ary ho any Manakara io fiara fitateram-bahoaka io ny alakamisy maraina teo. Mpandeha miisa 11 no naratra ary … L’article RN12 : Taxi-brousse nivadika est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.