Raharaha Ambohimalaza : Nampiaka-peo ireo mpitsabo nentim-paharazana
Anisan’ireo olona voampanga ary henoin’ny fitsaràna, eny amin’ny tribonaly Anosy nanomboka ny alarobia teo, mahakasika an’ilay raharaha fanapoizinana nahafaty olona 35, ramatoa Razafindravony na i Bebe, ilay mpitsabo olona nentim-pahazarana tetsy Ambohimirary. Niteraka fientanana sy fanohanana avy tamin’ireo mpiray asa izany toe-javatra izany, indrindra fa taorian’ireo fitantarany ny zava-nitranga : ny fampijaliana nataon’ireo mpanao famotorana sy … L’article Raharaha Ambohimalaza : Nampiaka-peo ireo mpitsabo nentim-paharazana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.