Mahajanga : Jiolahy mpamaky trano roa lahy maty voatifitry ny polisy
Vaky trano sy fanendahana mitam-piadiana. Efa maro amin’ireo mponina no mitairana fatratra ny amin’ny afitsok’ireto olon-dratsy ireto ao an-drenivohitr’i Boina ao, indrindra fa amin’iny faritra Tsararano ambany iny. Ny alahady vao mangiran-dratsy teo, lavon’ny balan’ny polisy izy ireo. Na izany aza mbola misy namany karohina fatratra any. Araka ny fanazavana azo dia isan’ireo raindahiny sy … L’article Mahajanga : Jiolahy mpamaky trano roa lahy maty voatifitry ny polisy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.