Menabe : Angatra mamono olona, tsy nisy natory ny mponina
Fisehoan-javatra hafahafa no nitranga tany amin’iny faritra Menabe sy Atsimo Andrefana iny ny alin’ny sabotsy hifoha alahady teo. Nandritra ny alina dia tsy nisy niditra tany an-tranony ny olona fa nivoaka teny amoron’arabe ary miezaka miady amin’ny torimasony. Mifono lamba ary ny tena mahavariana dia samy mihosotra zavatra fotsifotsy amin’ny handrina avokoa, tsy vavy, tsy … L’article Menabe : Angatra mamono olona, tsy nisy natory ny mponina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.