Tsaramandroso-Maevatanàna : Dahalo roa lavon’ny zandary
Dahalo folalahy nitam-piadiana no voamarina nanafika ny tanànan’i Tsaramandroso, Kaominina ambanivohitra Tsararano, distrikan’i Maevatanàna, ato anatin’ny faritra Betsiboka ny alin’ny Alahady faha 22 Novambra 2026 teo, tokon’ny tamin’ny 11 ora. Vatany vao tonga tany amin’ny tanàna voalaza etsy aloha izy ireo, dia nanapoaka basy ho noentina nandemena ny olona tsy hivoaka ny trano sy hanohatra. … L’article Tsaramandroso-Maevatanàna : Dahalo roa lavon’ny zandary est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.