Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Maevatanàna : Omby roa halatra tafaverina amin’ny tompony

Noho ny fiaraha-miasa nisy teo amin’ny fokonolona sy ny polisim-pirenena no nahitana ny omby roa nisy nangalatra. Ny fampitam-baovao voaray no nahalalana, fa nahitana fahaverezan’omby niisa roa nalain’ny jiolahy tsy voafaritr’isa ny tao amin’ny fokontan’Anosikely Avaratra, kaominina Maevatanàna voalohany ny 17 Novambra 2026 teo, tokon’ny tamin’ny 03 ora maraina. Noho ny fiaraha-miasa nisy teo amin’ny … L’article Maevatanàna : Omby roa halatra tafaverina amin’ny tompony est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.