Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Tsarasaotra : Namono olona indray

Mpitondra moto iray namoy ny ainy rehefa nifandona tamin’ny fiara iray, ny alin’ny alahady teo. Maty tsy tsa-drano ny raim-pianakaviana iray izay avy amin’ny tambajotra sosialy no nahafantarana ny momba azy. Nizara haingana ny zava-nitranga izay nahita teny an-toerana ary ora vitsy taorian’izay dia nohamarinin’ny akaiky azy fa i Hery Ny Rina ilay namoy ny … L’article Tsarasaotra : Namono olona indray est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.