Filaminam-bahoaka : Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny talem-paritra telo
Na efa niasa amam-bolana maro aza ireo talen’ny filaminam-bahoaka Atsinanana – Analanjirofo – ary Alaotra-Mangoro, ny sabotsy 21 novambra teo vao natao ny lanonana ara-miaramila fametrahana azy ireo ho mpibaiko ireo faritra misy azy telo lahy tsirairay avy. Ny Commissaire Divisionnaire de Police Rakotoarijaona Faly ho an’ny faritra Atsinanana, ny Commissaire Divisionnaire de police Rakotovao … L’article Filaminam-bahoaka : Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny talem-paritra telo est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.