Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Tsiroanomandidy : Jiolahy miisa roa maty voatifitry ny zandary

Ny faran’ny herinandro teo, jiolahy roa isan’ny malaza ratsy ary raindahiny amin’ny resaka vaky trano sy ny fanafihana tany amin’iny fokontany Bemahatazana, distrikan’i Tsiroanomandidy iny indray no nanampy ireo namany any amin’ny varo-tsy mifody, rehefa nifanehatra tamin’ny zandary tany an-toerana. Araka ny fampitam-baovao azo dia ny andron’ny zoma lasa teo no nitrangana vaky trano tao … L’article Tsiroanomandidy : Jiolahy miisa roa maty voatifitry ny zandary est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.