Ambodimanga-Maevatanàna faharoa : Vita sonia ny fanavaozana sy fifanekena fampindram-pitantanana teo amin’ny VOI sy ministeran’ny Tontolo iainana
Tontosa soamantsara tao amin’ny fokontan’Ambodimaga/Betsiboka, kaominina Maevatanàna faharoa ny Zoma 20 Novambra 2026 teo ny fanavazaona fanaovan-tsonia ny fifanekena fifamindram-pitantanana ny harena voajanahary azo havaozina any amin’ny fokontan’Antanimbaribe, niarahan’ny fitaliavam-paritry ny Tontolo Iaianana sy ny Fandrosoana lovainjafy Betsiboka, ary ny mpitantana vondron’olona Ifotony miray. Ny fifanekena nisy moa dia notanterahana teo anatrehan’ny lefitry ny prefektioran’i … L’article Ambodimanga-Maevatanàna faharoa : Vita sonia ny fanavaozana sy fifanekena fampindram-pitantanana teo amin’ny VOI sy ministeran’ny Tontolo iainana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.