Story
Midi Madagasikara · Madagascar
← Back to your feed

Betsiboka : Nanatanteraka fikaonandoham-paritra ho fanavaozana ny sehatry ny fanabeazana ireo mpanabe

Tafiditra ao anatin’ny dingana lehibe amin’ny fanavaozana ny sehatry ny fanabeazana eto Madagasikara ny fikaonandoham-paritra, nontanterahana mandritra ny iray andro tao amin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra ny Sabotsy faha-21 Novambra 2026 teo. Taorian’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy, dia nitohy tamin’ny alalan’ny asam-bondrona, izay sehatra iray hanangonana sy handinihana ny soso-kevitra, ary ny hetaheta avy amin’ireo mpisehatra … L’article Betsiboka : Nanatanteraka fikaonandoham-paritra ho fanavaozana ny sehatry ny fanabeazana ireo mpanabe est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Read at Midi Madagasikara

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.