Betsiboka : Manentana amin’ny ady amin’ny asa an-dahalo ny lehiben’ny faritra
Isan’ny vaindohan-draharaha napetraky ny lehiben’ny faritra Betsiboka ny ady amin’ny asan-dahalo ao amin’ny faritra iadidiany mba ahafahan’ny vahoaka miaina am-pilaminana tsy misy tebiteby manoloana izany. Ny alatsinainy 23 novambra taona 2026 teo no nihaona nivantana tamin’ny fokonolona sy nanao fanentanana tao amin’ny tanànan’i Tsaramandroso, kaominina ambanivohitra Tsararano, distrikan’i Maevatanàna ny lehiben’ny faritra. Anisan’ny voaresaka nandritra … L’article Betsiboka : Manentana amin’ny ady amin’ny asa an-dahalo ny lehiben’ny faritra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
No comments yet. Be the first to add a perspective.