Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 05, 2026
Vola roa tapitrisa ariary mahery ariary teo no voalaza fa saika hosolokian’ity vehivavy iray tamin’ny “cash point” tetsy Ambohipo. Soa ihany fa mailo avy hatrany ny tompon’ny tsena ka nampandre ny mpitandro filaminana. Tsy vao izao fa efa ela no nirongotra ity fisolokiana eny anivon’ny “cash point”, ity. Paik’adin’ireo olon-dratsy indray amin’izao no mampiasa vehivavy […] L’article Ambohipo : Vehivavy mpisoloky « cash point » iray voasambotra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.