Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 09, 2026
Tena nanaitra ny maro ny fitomboan’isa isam-bolana teo amin’ireo olona tsaboina ao amin’ny sampana fitsaboana ny aretin-tsaina (hospital psychatrique) eo anivon’ny hopitaly be Analakininina Toamasina. Raha manodidina ny 270 isam-bolana ireo tsaboina teo alohan’ny rivodoza, dia ankehitriny dia mananiky ny 350 isam-bolana izany taorian’ny Gezani ary efa tonga hatrany amin’ny 380 isam-bolana izany ny volana […] L’article Hopitaly be Analakininina Toamasina : Mitombo isa ireo marary saina tsaboina ankehitriny vokatry ny rivodoza Gezani est apparu en premier sur Midi Madagasikara.