Antehiroka | News

  • Antehiroka : Voatsindrona sabatra ny tompon-trano
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 12, 2026
    Efa-dahy nirongo sabatra no nanafika tokantrano iray. Amin’ny telo maraina no niditra an-keriny tao amin’ilay tokantrano tetsy Miadampoina-Antehiroka. Raha ny filazan’ny  niharam-boina dia tsy nanao saron-tava ireo jiolahy ary tafiditra tao an-trano rehefa novakiany ny varavarana. Noterena hanome izay misy rehetra ny olona tao an-trano : firavaka, finday ary vola. Nanohitra ny loham-pianakaviana ary setrin’izany […] L’article Antehiroka : Voatsindrona sabatra ny tompon-trano est apparu en premier sur Midi Madagasikara.