Midi Madagasikara
-
03:00 Aug 04, 2026
Nifanenjehana ireo mpilanja kanefa tsy tratra fa samy nanao tari-dositra nitsoaka, namela ireto entana nolanjain’izy ireo. Rongony manodidina ny 20 isa teo no sarona, izay tombanana hilanja any amin’ny 600 kilao tany ho any. Dingana lehibe ho amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny rongony indray no vitan’ny teo anivon’ny zandary tany amin’ny distrikan’Antsohihy iny. Araka ny fampitam-baovao […] L’article Antsohihy : Rongony 600 kilao saron’ny zandary est apparu en premier sur Midi Madagasikara.