Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 23, 2026
Vita ny famindram-pitantanana teo amin’ny kolonely Bahavana Derbas napetraka ho CRGN ankehitriny ; sy ny jeneraly Razafialison Cyr lehiben’ny CRGN teo aloha. Lanonana famindram-pahefana natao teo amin’ny araben’ny fahaleovan-tena ; sy natrehan’ireo vondron-tafika samy hafa nahitana ny miaramila sy ireo zandary tompon-draharaha. Nitarika izany lanonana izao ny jeneraly Zipa Jean Hubert, izay mihazona ny sekretera jeneraly eo […] L’article Zandarimariam-pirenena Toamasina : Ny kolonely Bahavana Derbas ndray no mandray ny CRGN est apparu en premier sur Midi Madagasikara.